tag:blogger.com,1999:blog-3884078554839149089.post1548271535777699303..comments2020-12-13T13:04:45.913-08:00Comments on FIANAKAVIAMBEN 'NY ANDRIANA MERINA : NY MPANJAKA ANDRIANTOMPOKOINDRINDRA LAHIMATOAN' IMERINA :FANJAKAN' I MADAGASIKARAhttp://www.blogger.com/profile/03152601642751135203noreply@blogger.comBlogger1125tag:blogger.com,1999:blog-3884078554839149089.post-61114423319908767172015-11-12T01:58:35.618-08:002015-11-12T01:58:35.618-08:00FANAMBARANA MIKASIKA IREO NOSY MANODIDINA AN' ...FANAMBARANA MIKASIKA IREO NOSY MANODIDINA AN' I MADAGASIKARA:

NY FIOMBONAMBEN' NY ZANAKANDRIANA SY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA dia manao Fanambarana ary manamafy hatrany fa

AN' I MADAGASIKARA SY NY TOMPONTANY MALAGASY EFA HATRAMIN' NY FAHAGOLA IREO NOSY MANODIDINA AN' I MADAGASIKARA (Juan de Nova, Europa, Bassa de India, Tromelin, Glorieuses, Diego Garcia, ets...).

Ary ny Didy N°34/91 nataon' ny Firenena Mikambana (United-Nations) tamin' ny Fivoriambe tamin'ny 12 Desambra 1979 dia manamafy fa an'i Madagasikara ireo Nosy rehetra manodidina an'i Madagasikara.

Koa mila mamerina an'ireo Nosy, amin' i Madagasikara sy ny Malagasy, ireo rehetra ratsy fanahy mpangalatra Nosy, fa voazona kosa izay rehetra tsy mety mamerina izany.

"...FA NY RATSY FANAHY HOFONGORANA, FA IZAY MIANDRY AN' YHWH NO HANDOVA NY TANY." (Salamo 37:9).

Tany Masina i Madagasikara!

Antananarivo, Vohitra Masina, 12 Novambra 2015.

Prince Rev. Dr. Ndriana RABARIOELINA,
Filohan' ny Fiombonamben'ny Zanakandriana sy Ampanjaka
eto Madagasikara.FANJAKAN' I MADAGASIKARAhttps://www.blogger.com/profile/03152601642751135203noreply@blogger.com